Nofy atoandro ve ?!

Privatiser-o ny fonja e !

iradera | 19 Mey, 2006 06:04

Lasa ny saiko ! Miakatrakatra indray ny nofy atoandro ! Maninona moa raha atao privatisation ny fonja ?

 (tohiny)

Pirate légal !!!

iradera | 15 Mey, 2006 13:21

Mifanao fangalam-piery ny pôlisy sy ny mpivarotra CD piraty ! "Niditra bord" ny sasany nefa ny ampitso dia iny ndray fa mizara ny nouveautés !

 (tohiny)

"Zà mba ameo vola !" hoy ilay 4'mi !

iradera | 11 Mey, 2006 11:26

Fahantrana tsisy ohatr'izany ! Raha mandeha eny Analakely ianao ankehitriny, dia mahatsapa fa maro loatra ireo olona mpangataka !

 (tohiny)

Baraingo ?????

iradera | 11 Mey, 2006 10:37

Naroso ary ny porofo maha-jiosy ny malagasy ! Mitondra inona ho antsika anefa izany ?

 (tohiny)

Jiosy hono isika malagasy !

iradera | 08 Mey, 2006 11:53

Tsara ve izany sa tsia ? Tsy mbola fantatro fa mbola manofy atoandro foana aho hatramin'izao mandinika ny voalazan'dRangahy iny.

 (tohiny)
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb